Madagascar recevra le tournoi de l'Océan Indien les 28 et 29 février 2020. Cet événement organisé par l'Association Rugby de l'Océan Indien (AROI) se passera au Stade Maki Andohatapenaka. Il est réservé aux moins de 16 et moins de 18 ans, une occasion pour observer les joueurs qui pourraient être selectionnés dans l'équipe nationale U20.Â
Handray ny andiany faha 7 amin’ny « tournoi de l’Océan Indien » izay karakarain’ny Association Rugby de l'Océan Indien (AROI) i Madagasikara ny zoma faha 28 sy sabotsy faha 29 febroary izao etsy amin’ny kianjan’ny Makis Andohatapenaka. Fifaninana ho an’ny tanora latsaky 16 sy 18 taona lahy sy vavy ity atao ity. Ny tanjona ho an’i Madagasikara dia ny hifantenana sahady ireo handrafitra ny ekipam-pirenena U20.