Les premiers prix pour le gagnant du Challenge vanille 2019 sont 30 zébus et une voiture. Le Chanllenge Vanille est tournoi de football qui va se dérouler le dimanche 2 mars qui confrontera les AS Fuschia Antanifotsy et les Spartak Soavinandriana au Stade Antohomora Sambava.
L’équipe du GNBC, repésentant de Madagascar pour le macth du BAL2020 (Basketball Africa League) sera à la conférence de Sahara. L’équipe a pris 4 joueurs remplaçant pour aider les 14 membres permanant si ces derniers sont en retard.
Omby miisa 30 sy fiara iray no loka atolotra ho an’izay mandrombaka ny amboara @ lalao famaranana eo @ taranja Baolina Kitra @ ilay fifaninanana Chalenge Vanille 2019 @ alahady ho avy izao , hikatroahan’ny AS FUSCHIA Antanifotsy sy ny Spartak Soavinandriana ao @ Kianjan’ny Antohomora Sambava.
Ao @conference de sahara no misy ny ekipan’ny GNBC solontenan’I Madagasikara @ilay fifaninanana BAL2020 (Basketball Africa League). Naka mpilalao fiandry 4 izy hanampy an’ireo 14 miralahy izay efa nandrafitra ny ekipa raha sanatria misy ny faharatrana eo @ ireo mpilalao.