Le Jiu-Jutsu Brésilen est un des arts martiaux préférés des malgaches. Comment le pratiquer ? Quelle est sa spécifité ? Tobi, président du club Jiu-Jutsu Attila va nous répondre dans l’émission Sifflet.
Ny taranja Jiu-jutsu Brésilien, haiady Brezilianina ary isany manavanana ny Malagasy . Ohatran’ny ahoana ny manao izany taranja izany. Inona ny mampiavaka azy @ haiady afa ? Hamaly ireo fanontanintsika ireo moa i Tobi, filohan’ny Klioba Jiu-Jutsu Bresilien Attila. Ao anatin’ny fandaharana sifflet.