- Barea et éliminatoires CAN : la liste officielle des joueurs sortira ce jeudi 04 mars
- Les arbitres et entraîneurs de la ligue de Vakinankaratra mention Volley ball bénéficieront d’une formation technique du 8 au 12 mars prochain
- Madagascar fait partie des 10 pays membres du nouveau bureau de la CONFEJES
- Ny alakamisy 04 marsa no hivoaka ny lisitr’ireo mpilalao handrafitra ny Barea amin’ny tohin’ny fifanintsanana amin’ny CAN
- Ny 8 hatramin’ny 12 marsa ho avy izao dia hisy fanofanana teknika ho an’ireo mpisehatra eo amin’ny tranja Volleyball ao amin’ny faritra Vakinankaratra
- Voasafidy ho isan’ireo firenena 10 handrafitra ny birao vaovaon’ny CONFEJES i Madagasikara