Le match amical prévu entre les Makis de Madagascar et l’équipe de l’Italie en avril n’est pas encore sûr à cause de la propagation du coronavirus dans les pays européens.
Mbola baraingo hatreto ny momba ny lalao ara-piralahiana izay tokony ataon’ny Makis sy ekipan’ny Italia eto Madagasikara ny voalohan’ny volana aprily 2020. Antony mahatonga izany ny fihanaky ny Coronavirus any @ity firenena eropeanina ity.