- Boxe : La formation des arbitres et des entraineurs préparant les jeux des îles de l’océan indien en 2023 est reportée.
- Rallye : Les compétitions prévues pour le mois d’avril et mois de mai sont reportées
- Athlétisme : La 12ème édition Ultra des hauts Plateaux, reliant Mandraka et Antananarivo sera reportée dans 5 mois prochains.
- Natation : Le sommet national en grand bassin de 50 mètres de cette année est définitivement annulé
- Football : La FIFA a rejeté le projet « Super league »
- Ady totohondry : Nahemotra ny fampiofanana sy fanamafisana ny traikefan’ireo mpanazatra sy mpitsara hiatrika ny « jeux des îles de l’océan indien » amin’ny 2023
- Rallye: Hihemotra ireo hetsika rehetra mandritran’ny volana aprily sy vola may
- Hazakazaka: Ahemotra dimy volana manaraka ny andiany faha 12 amin’ny “Ultra des hauts Plateaux”, hazakazaka mampitohy an’i Mandraka sy Antananarivo
- Lomano: Foanana tanteraka ny “sommet national en grande bassin” amin’ny halavirana 50 metatra, amin’ity taona ity
- Foot-ball: Tsy nankatoa ny fanantanterahana ny tetikasa “Super league” ny FIFA