Sport Universitaire
Le sport universitaire est l’une des activités qui intéressent les jeunes à l’université. Que ce soit faisant partie des membres de l’équipe de chaque département que ce soit simplement en tant que supporter. Depuis 2 ans, il n’y avait pas de concours national pour les sports universitaires. Cela revient pour le 15 jusqu’au 20 octobre prochain à Toamasina. L’élection du président de la Fédération Malgache du Sport Universitaire ou FMSU se fera à ce moment.
Â
International
Pour une fois en 3 ans, les PSG vont particper au quart de final de la Ligue des Champions.
Fanatanjahan-tena eny amin’ny oniversite
Hetsika anisan’ny mahasarika ny mpianatra eny amin’ny oniversite ny fifaninana ara-panatajahantena. Na ho an’ireo mpianatra milalao izany na ho an’ireo mpanohana ny sekoly misy azy. Nandritra ny roa taona anefa tsy nisy fifaninana nasionaly ka haverina izany ny 15 hatramin’ny 20 oktobra ho avy izao any Toamasina. Ary amin’io fotoana io ihany koa no atao ny fifidianana izay ho filohan’ny federasiona malagasy ny Sport Universitaire na FMSU.
Â
Vaovao avy any ivelany
Sambany hanao lalao ampahaefa-dalana amin’ny Ligue des Champions ny PSG tao anatin’ny 3 taona izao.