COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournal des sports / Sifflet

©AFP
Le jiu jitsu brésilien est un combat à terre.

Sifflet du 13 mars 2020

Football : Le 2e tour pour le championnat de Madagascar commencera demain et après-demain.

Jiu Jitsu Brésilien : Comme chaque année, les participants aux championnats de Madagascar sont en plein entrainement en ce moment. Ce championnat va se dérouler à Antananarivo les 25 et 26 avril prochains.

Rugby : Pour soutenir TFA ANATIHAZO qui va participer au championnat de l’Océan Indien en mai, les rugbymen et les fans se donnent rendez-vous au terrain Maki Andohatapenaka ce dimanche.



Baolina kitra : Hiditra amin’ny fiodinana faharoan’ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara rahampitso sy ny alahady ho avy izao. Izay horaisin’ireo kianja 11 miparitaka amin’ny lafivalon’ny nosy.

Jiu Jitsu Brésilien : Toy ny fanao isan-taona dia ao anatin’ny fotoana hikotranana sahady  hiomanana amin’ny fiadiana izay ho tompondakan’i Madagasikara indray ireo mpikatroka eo amin’ity taranja ity. Izay hatao eto Antananarivo ny 25 sy 26 aprily ho avy izao.

Baolina lavalava : Ho fanohanana ny fileovana TFA ANATIHAZO izay handray anjara amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’ny ranomasimbe Indianina amin’ny volana May dia hifampitaona etsy @ kianjan’ny Makis Andohatapenaka ireo mpiangaly sy mpitia ity taranja ity amin’ny alahady ho avy izao.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter