COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournal des sports / Sifflet

©AFP
Les Barea de Madagascar durant la CAN 2019 en Egypte.

Sifflet du 29 Janvier 2020

Baolina kitra : Nitohy androany teny amin’ny Mining Business Center Ivato  ny valandresaka momba ny fanatsarana ny tontolon’ny baolina kitra.

Baolina lavalava : Hisy ny tombana atao amin’ny ireo mpanazatra ambaratonga fahatelo niofana nanomboka ny volana jiona teo. Atao ny 3 hatramin’ny 8 febroary izao any Senegal izany.

Haiady Pancrace : Hotanterahina etsy amin’ny gymnase couvert Ankorondrano amin’ny Alahady ho avy izao ny andiany voalohany ny fiadiana izay tompondakan’i Madagasikara ho an'ny vanim-potoana 2019-2020.



Foot-ball : La concertation sur l’amélioration du football malgache se poursuit aujourd’hui au Mining Business Center Ivato.

Rugby : Une évaluation sera faite aux arbitres qui ont suivi une formation en juin dernier. La formation va se dérouler au Sénégal du 3 au 8 février.

Pancrace : La première édition du championnat de Madagascar de Pancrace 2019-2020 se déroulera ce dimanche au gymnase couvert Mahamasina.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter