C’est au tour de Tsiroanomandidy de recevoir le championnat régional d’athlétisme, vers la fin de la semaine.
Club M de Mananara a 5 jours pour expliquer la raison de son absence lors de la 15ème journée du championnat à Vontovorona. L’équipe risque de perdre son financement.
A cause du coronavirus, le Club de football 67 city n’a pas pu partir pour la France où les moins de 13 ans devaient participer à plusieurs compétitions.
Tsiroanomandidy indray izao no mandray ny lalaom-paritra amin’ny taranja atletisma ny faran’ny herinandro izao
Manana 5 andro ny Club M Mananara hitondrany fanazavana momba ny tsy nahatongavany tamin’ny antso natao azy teny Vontovorona tamin’ny andro faha 15. Mety ho tapaka noho io tranga io famantsiana tokony homena ity klioba ity
Noho ny coronavirus dia tsy afaka ny hihazo an’i Frantsa ny Club 67 city. Tokony hiatrika fifaninana 3 karazany ao ireo katita kely latsikin’ny 13 taona.