COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournal des sports / Sifflet

©Fédération Malgache de Football
La conférence nationale sur le football malgache s'est tenue les 28 et 29 janvier 2020.

Sifflet du 30 Janvier 2020

Concertation nationale pour le foot : Arizaka Raoul, président de la fédération du football, a annoncé la mise en place d’un fonds de solidarité pour les plus méritants du foot malgache.

Kick boxing : Madagascar va participer au championnat du monde en Italie en juin et au sommet africain en Afrique du Sud en juillet.

Pétanque : Le premier championnat d’Antananarivo de pétanque se déroulera le 15 et le 16 février au boulodrome d’Ankatso. Ce championnat est ouvert au public de toutes les catégories.

Rugby : L’évaluation des arbitres formés par le World Rugby commencera ce lundi et durera cinq jours. Les arbitres auront des épreuves écrite et pratique. A la fin, ils produiront un mini-mémoire.



Fikaonan-doham-pirenena ho an’ny baolina kitra : Nanambara i Arizaka Raoul, filohan’ny federasiona baolina kitra fa hametraka « fonds de solidarité » ho an’ireo mpilalao baolina kitra nitondra avo ny anaran’i Madagasikara.

Kick boxing : Mandray anjara amin’ny fiadiana ny amboara maneran-tany any Italie amin’ny volana jona sy ny « sommets africains » atao any Afrika Atsimo amin’ny volana jolay i Madagasikara.

Tsipy Kenetibe : Atao ny faha-15 sy faha-16 febroary izao ny fifaninanana voalohany atao eto Antananarivo, eny amin’ny tany filalaovana eny Ankatso. Azon’ny rehetra andraisana anjara io lalao io ary ahitana sokajy maro.

Baolina lavalava : Haharitra dimy andro ny fitsapam-pahaizana ataon’ireo mpanazatra nahazo fiofanana avy amin’ny World Rugby. Hanomboka ny alatsinainy ho avy izao izany. Hisy adina an-tsoratra sy fampiharana eny an-kianja ary mifarana amin’ny fanaovana lahatsoratra fohy izany na mini-mémoire.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter