COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournal des sports / Sifflet

©Fédération Malagasy de Judo
Haingo, à droite et Laura à gauche du président de l’Union africaine de Judo, Siteny Randrianasoloniaiko

Sifflet du 30 Avril 2023

  • “World rugby seven challenger series” catégorie féminine : les ladies Makis échouent en 2ème phase
  • Jeux des îles 11ème édition : Très peu de chance pour sa tenue à Madagascar, selon le président du comité olympique malgache, Siteny Randrianasoloniaiko
  • Championnat d’Afrique en tennis de table : 4 joueurs malgaches vont représenter Madagascar
  • Mondiale de Judo : Sélection des 2 joueurs qui représenteront Madagascar à Doha, Qatar
  • Kids Athlétiques : des élèves gagnants issues des écoles publics de Toamasina ont été médaillés

Studio Sifaka · 2023-04-30 Fandaharana SIFFLET

  • Fifaninanana « World rugby seven challenger series » sokajy vehivavy : resy nandritra ny lalao fiodinana faharoa ny Ladies Makis
  • Lalaon’ny nosy andiany faha 11 : kely dia kely ny fanantenana amin’ny fahafahan’I Madagasikara handray izany, hoy ny filohan’ny komity olimpika Malagasy, Siteny Randrianasoloniaiko
  • Amboaran’ny Afrika amin’ny lalao Tennis an-databatra : mpilalao 4 no hisolo tena an’i Madagasikara
  • Tompondaka maneran-tanin’ny Judo : voatendry ireo mpilalao roa hisolo tena an’i Madagasikara any Doha, Qatar ny volana may izao
  • Fifaninana Kids Athletic : Notolorana amboara sahaza azy avy ireo mpianatra mivondrona ao amin’ny Cisco Toamasina nandresy tamin’izany
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter