Misedra fahasarotana ireo mpilalao izay maniry ny hila ravinahitra any @ ireny firenenan-kafa ireny . Satria maro ny dingana arahina amin’izany, eo ihany koa ny antontan-taratasy ilaina ary ny fananana traikefa mivelatra @ zavatra maro sy ny maro afa. Isan’ny efa nisedra olana tamin’izany i i Maitre Kira ka tsy afaka nandeha nilalao tany ivelany.
Eo @ tontolon’ny Rugby lalaovin’olona fito dia horaisin’i Madagascar ny fiadiana izay ho tompondakan’ny ranomasimbe Indianina.