COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournaux des regions / Vaovaom-Paritra

©AFP
L'objectif de reboisement est de 60 millions d’arbres plantés pour les 60 ans de l’indépendance du pays cette année.

Journal des régions du 11 février 2020

Toliara 1 : le corps d’un garçon de 6 ans a été retrouvé dans une salle de classe

Vakinankaratra : la rentabilité des produits de pêches a baissé pour les membres de FIFIMPAVA dans le lac ANDRANOBE ATSINANANA SY ANDREFANA.

Itasy : 3.500 jeunes tapias ont été planté samedi dernier, à Ambolomanjakarivo, dans la commune de Soamahamanina.



Toliara 1 : zazalahy 6 taona namoy ny ainy.  Hita tao amin’ny efitran-tsekoly ny vatamangatsikany.

Vakinankaratra : nihena ny vokatra azon’ny kaoperativa FIFIMPIVA  amin’ny seha-pihariana trondro tao ANDRANOBE ATSINANANA SY ANDREFANA.

Itasy : nisy ny fambolena zanaka tapia miisa 3500 tao amin’ny kaomina Soamahamanina, fokontany Mandrosoa mba ho fanatsarana ny fidirambolan’ny mponina.

 

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter