Etat civil
Le conseil des ministres hier a sorti une communication verbale annonçant que le régime actuel va vers l’informatisation des données relatives aux actes de naissances.
Antalaha
L’acheteur de vanilles avec de faux billets a été arrêté par les forces de l’ordre. Il a accepté de collaborer avec les autorités pour révéler les informations sur son acolyte et le lieu où il se trouve.
Bekily
Suite de l’affaire kidnapping de deux femmes à Beraketa par 5 bandits mardi dernier. Les « dahalo » ont été poursuivis par les habitants et les éléments de la gendarmerie. Après des échanges de tirs, 3 des « dahalo » ont été tués par balle et les deux femmes ont pu s’échapper.
Soram-piankohonana
Hisy ny fomba fitantanana vaovao ny rejisitry ny soram-piankohonana amin’ny alalan’ny solosaina araka ny filan-kevitry ny minisitra omaly
Antalaha
Vosambotra tao Andampy ny iray tamin’ireo mpividy lavanila tamin’ny vola sandoka. Nananaiky ny hanoro ny misy ny namany sy ny entana ity farany ka izay no nahatratrarana azy rehetra.
Bekily
Tohin’ilay raharaha vehivavy nisy naka an-keriny tany Beraketa ny 11 febroary teo, fantatra fa olona 5 mitambasy no naka an-keriny ireto vehivavy ireto. Nifandona tamin’ny zandary sy ny fokonolona ireo dahalo ka maty ny 3. Avotra kosa ireo vehivavy notanana an-keriny.