COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournaux des regions / Vaovaom-Paritra

©Chris Morondavieno
3 incendies se sont produits dans le district de Morondava, Mampikony et Ambositra.

Journal des régions du 30 Juillet 2020

Matsiatra Ambony : Réduction du nombre de passagers des bus et suspension du «taxi collectif » reliant Andrainjato et Isaha.

Tamatave: Le niveau de compétence des élèves au CEPE a chuté de 52% selon les résultats de leur examen blanc.

Morondava: Trois maisons en bois ont pris feu hier soir, dans le quartier d'Ambalanomby.

 

Matsiatra Ambony : Fampihenana ny isan' ireo mpandeha amin' ny fiara fitateram-bahoaka ary fampiatoana ny fiarakaretsaka mampitohy mivantana an'Andrainjato sy Isaha.

Toamasina : Nidina 52% ny tahan' ny fari-pahaizan' ireo mpianatra manala CEPE tamin' ny voka-panadinana andrana.

Morondava : Trano hazo miisa 3 no kilan' ny afo tao amin'ny Fokontanin'Ambalanomby, omaly hariva.

Studio Sifaka · 2020 - 07 - 30 VAOVAM - PARITRA
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter