Manakara : mitokona sy mitondra sorabaventy hatramin’ny omaly ireo mpiasan’ny fari-piadidiam-pampianarana na CISCO ao Manakara satria tsy eken’izy ireo ny lehibe vaovao ao an-toerana.
Sakaraha : Rehefa nande naka rano tamina lava-drano ivelan’ny tanà na ny tovolahy iray 17 taona dia nifanehitra tamin’ny daholo saika handroba tanà na iray.
Maroantsetra : Nisy lakam-by iray rendrika teo anelanelan’ny Vinanin’Ankandimbazaha sy Antsiranan’i Seta, ny alahady lasa teo.
Morondava : hitarina tokoa ny fonja any Morondava satria misedra olana  ireo voafonja noho ny haterin’ny toerana.
Manakara : Les employés de la circonscription scolaire (CISCO) de Manakara sont en grèves depuis hier.
Sakaraha : un jeune homme de 17 ans a été kidnappé. Il est allé chercher de l’eau dans un puit en dehors de son village.
Maroantsetra : Dimanche dernier, une pirogue qui transportait 6 personnes d’Ambatofotsy, commune d’Ambanitelo, a coulé entre Vinanin’Ankandimbazaha et Antsiranan’i Seta.
Morondava : La prison de Morondava sera rénovée et agrandie vu qu’il y a une surpopulation carcérale dans cette prison.