COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournaux des regions / Vaovaom-Paritra

©Fikambanana Fitarikandro
L'inauguration de la bibliothèque du centre Fitarikandro Ambalavao.

Journal des régions du 2 septembre 2020

Matsiatra Ambony: Une cérémonie d’inauguration de la nouvelle bibliothèque, organisée par l’association Fitarikandro Ambalavao a eu lieu le 1er septembre.

Diana : Le CRCO a décidé de ne pas faire payer les tickets de location d’emplacements aux marchands du marché à Bazarikely et de celui de la friperie à Tanambao IV, durant ce mois de septembre.

Atsimo Andrefana : Les matériels sanitaires pour la lutte contre la covid-19 sont arrivés dans le service de la santé publique du district de Betioky Atsimo et d’Ampanihy Ouest durant la fin de la semaine dernière.

Melaky : Les sujets d’examen du CEPE pour les CISCO de Morafenobe et d’Ambatomainty sont déjà arrivés le 1er septembre. Ceux du CISCO de Maintirano et d’Antsalova sont prévus d’arriver ce jour.



Matsiatra Ambony : Nahazo toeram-pamakiam-boky vaovao ny ao Ambohijafy Andrefana Ambalavao ka ireo ankizy sy tanora sahirana no tena tarihina ho liana amin’izany.

Diana : Nanapa-kevitra ny CRCO any an-toerana fa tsy ampandoavina haban-tsena ireo mpivarotra ao Bazarikely sy ao amin’ny tsenan’ny friperia ao Tanambao IV mandritra ny volana Septambra .

Atsimo Andrefana : Efa tonga any amin’ny sampan-draharaha misahana ny fahasalamam-bahoaka ao amin’ny distrikan’ny Betioky Atsimo sy Ampanihy andrefana ny faran’ny herinandro teo ireo fitaovana entina hiadiana amin’ny valanaretina coronavirus.

Melaky: Efa tonga omaly ny laza adina CEPE ho an’ny CISCO Morafenobe sy Ambatomainty. Ho tonga androany ihany koa ny an’ny CISCO Maintirano sy Antsalova.

Studio Sifaka · 2020 - 09 - 02 Fandaharana VAOVAM - PARITRA
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter