COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournaux des regions / Vaovaom-Paritra

©Rafanomezamaro Erijah
L'Association des Jeunes Mahafasa-Andrefana Farafangana en plein nettoyage des puits du quartier.

Journal des régions du 4 septembre 2020

Atsimo-Atsinanana : 58 jeunes de l’Association des Jeunes Mahafasa-Andrefana Farafangana ou A.J.M.A.F ont nettoyé 03 puits du quartier le 3 septembre pour faciliter l’accès à l’eau potable.

Matsiatra Ambony : 28 jeunes de la commune rurale de Sahafata district de Lalangina ont bénéficié d’une formation sur la culture du riz technique PAPRIZ, culture de pommes de terre et la fabrication de compost par le DRAEP.Atsimo

Andrefana : 200 ménages vulnérables dans le quartier de Tanambao II TSF Nord, Morombe Tanambao et Amborogony Est Toliara ont bénéficié d’une aide sociale offerte par l’association Tolia Maeva.

Boeny : Le faux militaire, arrêté le 3 septembre à Mahajanga, a été incarcéré ce jour.



Atsimo-Atsinanana : Lava-drano miisa 3 ao anatin’ny fokontany Mahafasa-Andrefana Farafangana no nodiovin’ny fikambanana tanora ao anatin’ny fokontany omaly. Mba hahazoan’ny mponina rano fisotro madio isanandro.

Matsiatra Ambony : Nomena fiofanana mikasika ny ny fambolem-bary ara-teknika PAPRIZ ireo tanora ao amin’ny kaominina ambanivohitra Sahafata, distrikan’ny Lalangina.

Atsimo-Andrefana : Tokantrano sahirana miisa 200 ao amin’ny fokontany Tanambao II TSF Nord, Motombe Tanambao, ary Amborogony Est Toliara no nizaran’ny fikambanana Tolia Maeva fanampiana.

Boeny : Naiditra am-ponja ilay tovolahy nisandoka ho miaramila tratra nandritra ny fisafoana amin’ny fanaraha-maso ny fampiharana ny hamehanan ara-pahasalamana nataon’ireo miaramila tao Mahajanga omaly.

Studio Sifaka · 2020 - 09 - 04 Fandaharana VAOVAM - PARITRA
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter