Le barrage hydroagricole d'Analalehibe et le canal d'irrigation de 5 km de la Commune d'Ilaka Centre - Ambositra sont désormais opérationnels.
Le maire de la commune urbaine d’Antananarivo Naina Andriatsitohaina a rappelé aux propriétaires et locataires d'habitations de repeindre leurs propriétés, surtout ceux sur "l'avenue de l'indépendance".
Dans le cadre de la préparation du 60ème anniversaire de l’indépendance, l’Etat malgache organise un concours de thème et de logo.
 Efa azo ampiasaina ny barazy fanondraham-boly ao Analalehibe sy ny lakandrano fanondrahana mirefy 5 km ao amin’ny kaominina Ilaka Centre –Ambositra.
Nampahatsiahy ny ben’ny tananan’Antananarivo renivohitra Naina Andriatsitohaina omaly mba handoko ny tranony ireo mipetraka manodidina ny araben’ny fahaleovan-tena.
Noho ny fankalazana ny faha 60 taona nahazoana ny fahaleovantenan’i Madagasikara dia mikarakara fifaninanana tara-kevitra (thème) sy sary famantarana (logo) ny fitondram-panjakana.