Partie Sud : Les vagues peuvent atteindre 4 m ce 23 septembre, interdiction d’aller en mer.
Toamasina : La commune a procédé à la destruction des logements inappropriés autour du stade Barikadimy.
Ambohijoky, région Alaotra Mangoro : Des jeunes font appel aux dons pour reconstruire l’EPP d'Ambohijoky.
Diego Suarez : La réception technique du Jardin Place Kabary et du Jardin Cailla a eu lieu le 22 septembre.
Atsimon’ny Nosy : Mety hahatratra 4 m ny haavon’ny onja androany ka entanina ny mponina mba tsy hiandriaka.
Toamasina, faritra Atsinanana : Nanomboka nandrava ny trano miorina tsy ara-dalà na ao Barikadimy ny kaominina.
Ambohijoky, faritra Alaotra Mangoro : Mangataka tolo-tanana amin’ireo tsara sitrapo mba hanorenana ny EPP Ampany ny tanora maromaro.
Antsiranana, faritra DIANA : Natolotra ho lasa fananan’ny kaominina ny Jardin Place Kabary sy Jardin Cailla.