- Région SAVA : 4.000.000 ar de récompenses pour les 5 lauréats du CEPE et du BEPC.
- Antsirabe : Une jeune candidate au baccalauréat a failli rater ses examens à cause de son état de santé.
- Après 40 ans d’emprisonnement à Nosy Lava, Rakotoarivelo Samuel a reçu une grâce présidentielle et rejoint sa famille dans la capitale ce jour.
- Antsirabe : Tovovavy iray tojo tsy fahasalamana eo am-panaovana fanadinana bakalorea, mijanona eo akaikiny eo ny mpitsabo manara-maso azy mba hahafahany mamita fanadinana hatramin’ny farany.
- Faritra SAVA : Mari-pankasitrahana miaraka amin’ny lelavola mitentina 4.000.000 ar no nozaraina tamin’ireo sangany tamin’ny fanadinana CEPE sy BEPC tao Sambava.
- Voafonja tao anatin’ny 40 taona tao Nosy Lava, nahazo famotsoran-keloka ka hiverina any amin’ny fianakaviany androany Rakotoarivelo Samuel.