- Alaotra Mangoro : renforcement de la protection du lémurien aquatique connu sous le nom de « Bandro ».
- Itasy : le projet « Asa Avotra Mirindra » contribue au développement local de la région.
- DIANA : les communautés locales interpellent les entités compétentes face à la multiplication des feux de brousse dans les aires protégées.
- La vanille des régions SAVA et Analanjirovo sont infectées par la fusariose, maladie fongique des plantes.
- Hamafisina ny fiarovana ny varika anaty rano atao hoe « Bandro » any amin’ny Faritra Alaotra Mangoro.
- Fanohanana ny fiharian’ny mponina no antom-pisian’ny tetikasa « Asa Avotra Mirindra ».
- Manao antso avo ny mponina an’ny Nosy Be sy Ambanja amin’ny firongatry ny fandoroana ala any amin’ny faritra arovana.
- Tratran’ny aretina « fusariose » ireo lavanila any SAVA sy Analanjirofo.