• Betafo : distribution des plants fruitiers à la population locale dans le cadre du projet de reforestation de Madagascar
• Nosy Be : renforcement des actions de prévention et de lutte contre le coronavirus
• Fianarantsoa : distribution de 80.000 litres d’eau pour approvisionner la ville suite à la pénurie d’eau
• Analanjirofo : exploitation des « karaibo » ou grosses tomates afin de lutter contre la malnutrition
• Mizara zana-kazo fihinamboa ho an’ny olona ny ao amin’ny kaominin’i Betafo faritra Vakinankaratra mba ho fanamaitsoana an’i Madagasikara
• Manamafy ny fepetra tsy hiparitahan’ny valan’aretina coronavirus ny any Nosy-be
• Novatsiana rano 80.000 litatra vonjimaika ny tanà nan’i Fianarantsoa
• Tafiditra amin’ny ady amin’ny tsy fanjariantsakafo ny fitrandrahana ny karaibo na voatabia be any Analanjirofo