COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournaux des regions / Vaovaom-Paritra

©Â© US Embassy
Les actions de lutte contre le paludisme dans le sud de Madagascar sont actuellement renforcées. .

Journal des régions du 30 novembre

-Lutte contre le paludisme : 200.000 ménages des régions Ihorombe et Atsimo Andrefana bénéficient d’une campagne de pulvérisation intra domiciliaire d’insecticides

-Entrepreneuriat sportif : 40 jeunes des régions Diana et Sava renforcent leurs capacités en création de projets et en leadership sportif

-Région Amoron’i Mania :  11 ans d’expérience en formation, les professionnels du collège agricole renforcent davantage les capacités des jeunes agriculteurs

-Région Haute Matsiatra : plus de 200 jeunes orpailleurs intégrés dans le cercle formel du secteur extractif


Studio Sifaka · 2020 - 11 - 30 VAOVAM - PARITRA

-Ady amin’ny tazomoka : tokantrano maherin’ny 200.000 ary tanora amam-behivavy manodidina ny 53.000 isa any amin’ny faritra Ihorombe sy Atsimo Andrefana no misitraka famendrahana ody moka isan-tokantrano ao anatin’ny ady atao amin’ny tazomoka

-Fandraharana ara-panatanjahantena : taorian’Antananarivo sy Mahajanga ary Toamasina, tanora mpitia sy mpanao fanatanjahan-tena 40 mianadahy no nahavita fiofanana mikasika ny fandraharahana ara-panatanjahantena teo anivon’ny faritra Sava sy Diana ny faran’ny herinandro lasa teo

-Faritra Amoron’i Mania : manampy ny tanora tantsaha amin’ny fambolena sy fiompiana ny fiofanana teo anivon’ny kolejin’ny fambolena sy fiompiana

-Fandriana : tanora mpitrandraka sy mpanivana volamena miisa 268 nozarain’ny foibe iraisam-paritry ny harena an-kibon’ny tany ao Fianarantsoa karatra fahazoan-dalàna hitrandraka sy hanivana volamena

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter