- Ambanja : les habitants des communes rurales s’opposent à l’exploitation des terres rares par une grande entreprise.
- Toamasina : une fusillade entre des policiers et des cambrioleurs, voulant attaquer un kiosque et une maison dans la cité Haras, a hier provoqué le trouble dans le quartier d’Andranomadio.
- Morondava : les diasporas originaires de la région de Menabe accompagnent les projets de développement sur l’agriculture.
- Ambanja : manohitra ny fitrandrahana « terres rares » ataon’ny orinasa vaventy iray ny fokonolona ao anatin’ireo kaominina ambanivohitra any amin’ny distrikta.
- Toamasina : Nisavorovoro ny mponina tao amin’ny cité Haras sy Andranomadio Toamasina omaly noho ny fifampitifirana teo amin’ ny mpitandro filaminana sy ny jiolahy izay saika handroba kioska sy tokantrano iray.
- Morondava : Hanampy tosika amin’ny fampandrosoana ny faritra, amin’ny sehatry ny fambolena ny zanaky ny faritra Menabe monina any ivelany, mpikambana ao amin’ny « Solidarité pour le Développement ».