©Studio Sifaka Ce qui reste des maisons ravagées par le feu à Nato (Vohipeno)
mercredi 16 décembre 2020
- Vohipeno : Une centaine de maisons ont été incendiés hier à Nato
- Toamasina : Un colloque international a commencé hier à l’université de Toamasina
- Antsohihy : Six jeunes issus du projet forma-PROD ont bénéficié d’équipements pour l’élevage de volaille, pour l’apiculture et pour l’agriculture
- Ambatondrazaka : Les jeunes filles ont été nombreuses à participer au test d’aptitude militaire
- Vohipeno : An-jatony mahery ny trano may omaly tao Nato
- Toamasina : Mampiantrano fihaonambe iraisam-pirenena ny oniversiten’ny Toamasina, nanomboka omaly ka hatramin’ny 17 desambra izao.
- Antsohihy:  Tanora enina nandray anjara tamin’ny tetik'asa forma-PROD no nahazo fitaovana ilaina amin'ny fiompiana akoho, tantely, sy amin'ny fambolena.
- Ambatondrazaka : Maro ireo tovovavy tonga nitsara miaramila teny amin’ny EPP Amparabonga Ambatondrazaka, tamin’ny Alatsinainy teo.