COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournaux des regions / Vaovaom-Paritra

©Aga2Rk
Une charrette à zébu dans le Sud de Madagascar

Journal des régions du 17 décembre 2020

  • Fianarantsoa : 150  policiers seront répartis dans les lieux les plus fréquentés pour assurer la sécurité pendant les fêtes.
  • Vohipeno : le prix du zébu est descendu jusqu’à 600 mille ariary au marché de Mahazoarivo.
  • Nosy Varika : Le pêcheur dénommé Bekoto emporté par la mer, samedi dernier, n’a pas encore été trouvé.
  • Nosy Be Hell ville : Les résidents se plaignent de la hausse des prix des fruits de mer.

  • Fianarantsoa : Miisa 150 ireo polisy haparitaka amin’ireo toerana be mpivezivezy, handrindra ny filaminana  mandritran’ny fetin’ny noely sy ny faran’ny taona.
  • Vohipeno : Nidina 6 hetsy ariary ny vidin’omby iray any amin’ny tsenan’omby ao Mahazoarivo.
  • Nosy Varika: Mbola tsy hita i Bekoto, mpanjono izay lasan’ny ranomasina tamin’ny Asabotsy teo.
  • Nosy Be Hell ville: mitaraina ny olona noho ny fiakaran’ny vidin’ny hazan-dranomasina eny an-tsena.

Studio Sifaka · 2020 - 12 - 17 VAOVAM - PARITRA
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter