COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournaux des regions / Vaovaom-Paritra

©Studio Sifaka
A Morondava, le kapoaka du riz coûte 700 ariary.

Journal des régions du 23 décembre

  • Morondava: niakatra ny vidin’ny vary sy ny akoho amam-borona.
  • Ihosy: nanomboka ny 22 desambra ny fanamboarana ny lalana rarivato tao an-drenivotra
  • Androy: tanora mpanabe ZAMIOVA miisa 16 no nahazo fiofanana momba ny famolavolana tanora mpitarika sy tomponandraikitra
  • Antananarivo : mpikambana miisa 10 ao anatin’ny vondron’ny mpiangaly tantara na VMT no notolorana mari-boninahi-pirenena

 


Studio Sifaka · 2020 - 12 - 23 VAOVAOMPARITRA

  • Morondava : le prix du riz et de la volaille a connu une hausse
  • Ihosy : la construction des routes dans le centre-ville a débuté ce 22 décembre
  • Androy : 16 jeunes formateurs ZAMIOVA ont été formé sur la préparation des jeunes leaders et responsables
  • Antananarivo : 10 acteurs et auteurs malgaches de pièces de théâtre radiophonique ont obtenu des médailles

 

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter