COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournaux des regions / Vaovaom-Paritra

©Roméo Randrianarimbola
Il pleut rarement dans le sud de Madagascar.

Journal des régions du 24 Février 2020

Antananarivo: L'autorité pour la protection contre les inondations de la plaine d'Antananarivo (Apipa) a lancé un avis de menace de danger hier (23 février 2020) à cause de l'augmentation du niveau du fleuve Sisaony.

Tsiroanomandidy: A cause du mauvais état des routes entre Maintirano et Tsiroanomandidy, les frais de transport s'élèvent à 150 000 ar, et en plus, les voyageurs doivent descendre pour pousser le taxi-brousse.  

Mahajanga: Selon un rapport de l'inspection du travail, 90% des agences de sécurité à Mahajanga sont illégales. 

Androy: Les habitants d'Ambovombe ont crié de joie aujourd'hui en voyant la pluie tomber. Il a plu pour la dernière fois en novembre 2019.



Antananarivo : Noho ny fiakaran’ny rano, namoaka filazana loza manambana amin’ny lemak’Antananarivo izay lalovan’ny renirano sisaony ny APIPA ny alahady 23 fébroary.

Tsiroanomandidy : Tafakatra dimy alina sy iray hetsy ariary ny saran-dalana mankany noho ny haratsin’ny lalana. Ankoatra izay, tsy maintsy midina manosika ireo mpandeha rehefa eo amin’ny lalana tena be fotaka.

Mahajanga : Tsy manara-dalàna ny 90% n’ireo orinasa misahana ny fiambenana na sécurité ao Mahajanga ao araka ny tatitra nataon’ny sampana mpanao fanaraha-maso ny asa tamin’ity volana febroary ity

Androy : Hafaliana no nandraisan’ny olona ny filatsahan’ny orana androany tany Ambovombe. Tamin’ny volana novambra no nilatsaka farany ny orana.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter