- Toamasina : manabe sy mampiofana tanora sokajiana sahirana ny fikambanana « Fleurs Eveillés ».
- Ambositra: Onjam-peo iray no nakatona noho ny tsy fananany taratasy ara-dalàna.
- Ambilobe: Hamafisina ny fanaraha-maso ny fandriam-pahalemana mandritra ny fety famaranana ny taona sy ny taom-baovao.
- Akon’ny fandalovan’ny rivo-doza Chalane tany amin’ny faritra maromaro teto Madagasikara
- Toamasina: l’association “Fleurs Eveillés” éduque et organise des formations professionnels pour des jeunes dans le besoins.
- Ambositra: fermeture faute de papier en règle.
- Ambilobe: les autorités mettent en place des organisations spéciales pour les fêtes.
- Les dégâts laissés par le cyclone Chalane dans certaines régions de Madagascar.