-Fermée en raison de la pandémie de covid-19, l’université de Mahajanga rouvre ses portes
-La préfecture de police de Sainte-Marie a pris de nouvelles dispositions : les salles de fêtes et les karaokés sont de nouveaux fermés pour cause de covid-19
-La DREDD Atsimo Andrefana entend perfectionner sa campagne de reboisement cette année
-La commune d’Antanimbary, région Betsiboka a été dotée d’un lycée
-Miverina misokatra indray ny oniversiten’ny Mahajanga rehefa nikatona noho ny covid-19
-Nanapa-kevitra ny hanakatona indray ireo toerana fanaovana lanonana hisorohana ny fiparatahan’ny covid-19 ny prefektioran’ny polisy ao Sainte-Marie
-Nahazo Lycée ny ao Antanimbary, faritra Betsiboka
-DREDD Atsimo Andrefana: Hamafisina izay tsara ary havaozina izy tsy mety amin’ny paik’ady mampahomby ny fambolen-kazo amin’ity taona ity