COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournaux des regions / Vaovaom-Paritra

©janeb13
une piscine olympique sera construite à Majunga pour les jeux des îles en 2023.

Journal des régions du 30 janvier 2021

  • Nosy Be : L’aéroport de Fascene Nosy Be a été doté d’un fourgon pompe tonne le 28 janvier dernier.
  • Région Alaotra Mangoro : Dans le cadre de la journée mondiale de la zone humide, des réhabilitations seront apportées autour du lac Alaotra.
  • Région Boeny : Majunga sera l’une des villes qui accueillera les jeux des îles en 2023
  • Tuléar : Un séminaire sportif se tiendra ce février à Tuléar avec les régions Anôsy, Androy, Atsimo Andrefana et Menabe

Studio Sifaka · 2021-01-30 VAOVAOMPARITRA
  • NosyBe : Nahazo fiara mpamono afo ny seranam-piaramanidina Fascene ao Nosy be ny 28 janoary teo.
  • Faritra Alaotra Mangoro : Amin’ny 2 febroary ho avy izao ny andro manerantany ho an’ny faritra mando ary hisy ny fanarenana ho atao ao amin’ny farihin’Alaotra amin’ny alalan’ny fambolen-kazo.
  • Faritra Boeny : Isan’ny toerana handray ny lalaon’ny nosy 2023 i Mahajanga
  • Toliara : Hisy semineran’ny fanatajahantena iraisain’ny faritra Androy, Anôsy, Atsimo Andrefana ary Menabe.
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter