COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournaux des regions / Vaovaom-Paritra

©Onyrivo
Le bureau de la présidence à l’Université d’Antsiranana.

Journal des régions du 03 février 2021

    • Fianarantsoa : natsaraina sy navaozina ireo aton-taratasin’ny fiara mpitatitra olona sy ny fiara mpitatitra entana rehetra
    • Antsiranana : nanao fanambarana ny avy ao amin’ny EMMO/REG sy ny OMC ny 1 Febroary teo momba ny tohin’ny hetsiky ny mpianatra tao ao amin’ny Oniversite
    • Nosy Be : tanora 70 avy nanaraka fiofanana momba ny asan-tanana no notoloran’ny Ministeran'ny Fampianarana Teknika sy Fanofanana arak'asa mari-pankasitrahana ny 31 Janoary teo
    • Mahajanga : halefa ao amin’ny Alliance Française ao an-toerana ny sarimihetsika malagasy mitondra ny lohateny hoe « Haingosoa » anio hariva amin’ny 6 ora

Studio Sifaka · 2021-02-03 VAOVAOMPARITRA
  • Fianarantsoa : renouvellement des papiers pour les transports en commun et le transport de marchandises
  • Antsiranana : nouvelle déclaration de l’EMMO/REG et de l’OMC suite au mouvement des étudiants de l'Université, le 1 er février
  • Nosy Be : 70 jeunes ont reçu leurs certificats après leur formation professionnelle issue du ministère de l'enseignement technique et de la formation professionnelle
  • Mahajanga : un film malgache intitulé "Haingosoa" sera projeté à l'Alliance Française locale ce soir à 18 heures
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter