Après l’effondrement de son toit vendredi dernier, le fast food d’Ambodifilao, « Zaimaika », sera réhabilité cette semaine. Hier, une délégation de la Commune urbaine d’Antananarivo est descendue sur place pour constater les dégâts.
 La région Diana s’est dotée d’un Atlas maritime. Au final, 13 planches ont été produites suivant les thématiques du territoire maritime de la région. Divers ministères, autorités locales et membres des organisations de la société civile ont participé à leur validation.
 Les responsables du transport à Sambava se sont réunis hier pour discuter de l’assainissement du secteur. La sécurité des élèves abonnés aux taxis a été l’un des points forts de la discussion. Les propriétaires de ces véhicules feront désormais l’objet de prélèvement.
Hanomboka amin’ity herinandro ity ny fanarenana ny toeram-pivarotana hani-masaka « Zaimaika » izay nihotsaka ny zoma teo. Tonga nijery ny fahavoazana teny an-toerana omaly ny delegasiona avy amin’ny Kaominina Antananarivo renivohitra.
Nahazo Atlas maritime ny faritra Diana. Fitambarana sarin-tany maromaro misy lohahevitra isanisany izy io. Ministera, tomponandraikitra eny ifotony sy teknisiana ary fiarahamonim-pirenena maro no niara-nandrafitra izany.
Niroso tamin’ny fandaminana ny fitaterana sy ny fifamoivoizana ireo tomponandraikitra isan-tsokajiny any Sambava. Isan’ireo zava-dehibe nodinihina tamin’izany ny fiarovana ireo mpianatra taterina, na ireo antsoina hoe abonnés.