- Antsohihy : omena fiofanana ireo mpamily mba hamonjena ny ain’ireo olona marary eny an-dalana sy eny ambanivohitra lavitra fiara fitaterana
- Fianarantsoa : miisa 15 amin’izao ny isan’ny onjampeo ao Fianarantsoa ary 7 ireo fahitalavitra
- Toliara : mikarakara fifaninanana poezia ny ao amin’ny Alliance Française amin’izao ankatoky ny fetin’ny mpifankatia izao
- Antsohihy: formation des chauffeurs de transports en commun à l’assistance médicale dans les rues et à la campagne en cas de manque de transport commun
- Fianarantsoa: il y a actuellement 15 stations de radio à Fianarantsoa et 7 stations de télévision
- Tuléar: l'Alliance Française organise un concours de poésie à la veille de la Saint Valentin