©HoneyGaLe Une sensibilisation sur le planning familial accompagne le dépistage du cancer du col de l’utérus et du sein à Fianarantsoa.
vendredi 05 février 2021
- Matsiatra ambony : hanatanteraka fitiliana diabeta faobe ny CRCO Faritra Mahatsiatra Ambony ny zomà 19 febroary 2021
- Fianarantsoa : hitohy ny 1 hatramin’ny 11 martsa ao amin’ny Ivontoeran’ny Fondation Akbaraly ny fitiliana ny homamidan’ny vozon’ny tranonjaza sy ny nono, izay tohin’ny hetsika natao nandritra ny andro maneran-tany ho an’ny ady amin’ny homamiadana
- Antsiranana : miakatra ny vidin’entana ilaina isan’andro na ny PPN any an-toerana noho ny fiakaran’ny fadin-tseranana sy ny olana eo amin’ny euro sy ariary
- Menabe : navoaka omaly 4 febroary ny fanatsarana ny dinan’ny Menabe ho an’ny tontolo iainana, izay efa novolavolaina hatramin’ny 2019
Â
- Haute Matsiatra : Une campagne de dépistage de diabète massive sera organisée par le CRCO de la région haute Matsiatra le 19 février 2021
- Fianarantsoa : la campagne de dépistage du cancer du col de l’utérus et du sein continuera le 1er au 11 mars 2021 au centre Fondation Akbaraly, faisant suite à la journée mondiale de lutte contre le cancer
- Antsiranana : augmentation des prix des PPN en parallèle à l’augmentation des prix à la douane et à la dépréciation de l’ariary face à l’euro
- Menabe : la version améliorée du Dina de Menabe pour l’environnement a été rendue publique après un examen depuis 2019