- Atsimo : miaina olana ara-pamatsiana rano fisotro madio ny mponina ao amin’ny faritra Anôsy, Androy ary Atsimo andrefana
- Boeny : tatitry ny « Dialogue Public Privé » niarahan’ny mpandraharaha tsy miankina sy ny fanjakana omaly 5 martsa
- Sava : natsangana tao amin’ny kaominina Ambilobe ny « Comptoir de l’or »
- Grand Sud : la majorité de population de la région Anosy, Androy et Atsimo andrefana n’ont pas accès à l’eau potable selon l’UNICEF
- Boeny : écho du « dialogue Public Privé » entre les entrepreneurs et les représentants de l’Etat
- Sava : mise en place d’un comptoir de l’or dans la commune urbaine d’Ambilobe