Androy : La célébration de la journée internationale de la langue maternelle continue. La direction régionale de la communication et de la culture, la direction régionale de l’éducation et l’association des orateurs de la région ont organisé ce jour un concours de Slam et de lecture en dialecte Antandroy.Â
Diana : 31 caméléons venant d’Antsiranana et qui allaient être acheminés vers la capitale ont été appréhendés par les gendarmes de Marivorahona.
Atsinanana : 27000 personnes de plus auront désormais accès à l’eau dans les communes d’Ambohitandroroho, Antetezambaro, Sahambala la commune rurale de Toamasina grâce au projet Zaza rano.
Amoron’i Mania : Les noms des 1200 élèves gendarmes reçus cette année ont été annoncés hier à Ambositra. Plus de 200 candidats ont dû rentrer chez eux.
Androy : Mbola mitohy ny fankalazana ny tenin-dreny. Tafiditra ao anatin’izany ny fifaninanana Slam sy vakiteny amin’ny fiteny Antandroy izay natao androany tao Ambovombe.
Diana : tanalahy 31 avy any Antsiranana izay nokasaina halefa aty Antananarivo no saron’ny zandary tao amin’ny kaominina ambanivohitr’i Marivorahona, distrikan’Ambilobe ny harivan’ny sabotsy 29 febroary.
Atsinanana : Hitombo 27000 ny isan’ireo olona hahazo rano fisotro madio amin’ny alalan’ny tetikasa Zaza rano. Anatin’izany ny mponina ao amin’ny kaominina Ambohitandroroho, Antetezambaro, Sahambala sy ny kaominina ambanivohitr’i Toamasina.
Amoron’i Mania : Fantatra omaly ireo afaka tamin’ny dingana faharoa sady farany amin’ny fanadinana hidirana ho mpianatra zandary any Ambositra. Niisa roanjato sy arivo ireo voaray tamin’izany ary maherin’ny 200 no tsy afaka.