COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournaux des regions / Vaovaom-Paritra

©Paulin Joelison
Une collecte de poissons à Antsiranana.

Journal des régions du 03 avril 2021

  • Vakinankaratra : tsy azon’ny tsidihana ireo toerana fitsangatsanganana mahazatra ao Andraikiba, Andranomanelatra sy Tritriva mandritra ny fetin’ny Paska
  • Nomena ny vondron’olona ifotony ny fitantanana ny ala voanjanahary ao amin’ny fokontany Ambodigavo, distrikan’i Moramanga.
  • Nosokafana ny alakamisy 1 aprily 2021 teo ny taom-panjonoana Mahaloky, kaominina ambanivohitra Antafiambotry

Studio Sifaka · 2021-04-03 VAOVAOMPARITRA
  • Vakinankaratra : les lieux de loisirs autour de Andraikiba, Andranomanelatra et Tritriva sont interdits de visites pendant le weekend pascal
  • Moramanga : la communauté de base reprend la gestion des deux forêts naturelles du fokontany d’Ambodigavo
  • Antsiranana : la saison de pêche aux Mahaloky est ouverte depuis le 1er avril 2021
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter