Antsohihy : Lutte contre le vol de zébu,  les autorités ont prévu la distribution gratuite de 1 000 puces électroniques pour le District.
Morondava : Panique à cause d’une suspicion de coronavirus.
Antananarivo : Un centre d’écoute a été créé pour accueillir et accompagner psychologiquement les jeunes et les filles de 12 à 18 ans sur la question de sexualité.
Antsohihy : Ho fanamafisana ny ady amin’ny halatr’omby sy ny tsy fandriam-pahalemana dia nozaraina pilin’omby miisa 1 000 ireo tompon’omby.
Morondava : Nisahotaka ny mponina noho ny fiahiahiana mikasika ny coronavirus
Antananarivo : Nisokatra ny ivon-toerana natao handraisana sy hihainoana ireo tovovavy 12 hatramin’ny 18 taona manana fanontaniana na mila fanampiana mikasika ny fanabeazana ara-pananahana.