Ambovombe Androy : face aux pénuries alimentaires dans le sud de l'île, l’Union Européenne a attribué la somme de 30 millions d'euros pour les régions d’Androy, Anosy et Atsimo Andrefana.
SAVA : Le secteur de la vanille est le second pourvoyeur de devises à Madagascar, ce qui représente 80% de la production mondiale.
Ambovombe Androy : Manoloana ny tsy fanjarian-tsakafo any amin’iny faritra atsimon’ny nosy dia nisy omaly ny fifanaovan-tsoniam-piaraha-miasa teo amin’ny fanjakana malagasy sy ny vondrona eoropeanina.
Sava : mitazona ny laharana faharoa eo amin’ny fampidirana vola vahiny eto Madagasikara ny sehatr’asa lavanila ary 80 % ny vokatra tonga eo amin’ny tsena iraisam-pirenena dia avy aty Madagasikara avokoa.