- Antananarivo: seuls 0,5 % des cibles sont inscrites pour se faire vacciner contre la COVID-19, Ã Ambohitrimanjaka
- Toamasina: 67 jeunes participent à la formation sur la lutte contre l’exploitation sexuelle à travers internet du 4 au 6 juin prochain
- Alaotra Mangoro: plus de 50 motos attribuées au personnel de santé dans les milieux ruraux d’Ambatondrazaka
- Mandritsara: formation des jeunes futurs employés au sein de la nouvelle usine de transformation de la canne à sucre à AntsatramalazaÂ
Â
- Antananarivo: 0,5 isanjaton’ny olona nandrasana no tonga nisoratra anarana tamin’ny fanaovam-baksiny hisorohana ny Covid-19, tao Ambohitrimanjaka
- Toamasina: tanora miisa 67 miofana momba ny ady amin’ny fanararaotana ara-nofo eny anivon’ny aterineto, nanomboka ny 4 hatramin’ny 6 jona izao
- Alaotra Mangoro: moto miisa 50 homena amin’ ireo mpiasan’ny fahasalamana ao ambanivohitr’ Ambatondrazaka
- Mandritsara: miatrika fiofanana ireo tanora hiasa amin’ilay ozinina vaovao mpanodina fary, ao Antsatramalaza
Â