COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournaux des regions / Vaovaom-Paritra

©LAURE FILLON / AFP
Les mangroves font partie des forêts humides.

Journal des régions du 7 juin 2021

  • Menabe : hanao ezaka hamerenanana amin’ny laoniny indray ny ala honko any amin’iny faritra iny ny USAID
  • Matsiatra Ambony : tetikasa marolafy, ao anatin’ny asa EAURIZON no ho tohizana miaraka amin’ny tetikasa Grand Lyon
  • Midongy Atsimo : nanao fangatahana ireto mponina ny hanampiana azy ireo amin’ny fanarenana ireo trano may taorian’ny fanafihan-dahalo
  • Analamanga : adin’akoholahy tetsy Ambolonkadrina Antananarivo, no nivadika adin’olondroa

Studio Sifaka · 2021-06-07 VAOVAOMPARITRA
  • Menabe : l’USAID s’implique dans la préservation des mangroves
  • Haute Matsiatra : des projets multisectoriels dans le cadre de l’EAURIZON se poursuivra avec le projet Grand Lyon
  • Midongy Atsimo : la population locale appel à l’aide après l’attaque de dahalo qui a ravagé leurs maisons
  • Analamanga : un combat de coqs se transforme en combat de boxe à Ambolokandrina Antananarivo
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter