COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournaux des regions / Vaovaom-Paritra

©Lukys
Mahajanga fait partie des destinations phares des touristes locaux et internationaux.

Journal des régions du 29 juillet 2021

    • Mananara Avaratra : nahato ny adina aram-panatanjahan-tena Bakalorea noho ny fahafatesana mpiadina iray
    • Atsimo : fametrahana ny « Tranon’ampela » hahafahan’ireo vehivavy mifanakalo hevitra momba ny fandrindram-piterahana
    • Diana: nanangana rafitra fikaonan-doha sy fitantanana ny renirano Sambirano ny mponina ao amin’ny distrikan’Ambanja
    • Fianarantsoa: tokony hafindra toerana ireo razana milevina ao Ivory avaratra
    • Mahajanga : hakatona ny ilan’ny lalana eo amin’ny Boulevard Poincaré manakaiky ny tora-pasika

Studio Sifaka · 2021-07-29 VAOVAOMPARITRA
  • Mananara Nord: l’épreuve de gym au baccalauréat est suspendue suite au décès d’un candidat
  • Sud: mise en place des centres “Tranon’ampela” pour sensibiliser les femmes à l’utilisation du planning familial
  • Diana : mise en place du Comité de gestion du bassin versant de Sambirano
  • Fianarantsoa : la commune invite les habitants à déplacer les corps inhumés sur les terrains d’Ivory Avaratra
  • Mahajanga : fermeture de la moitié de la voie publique Boulevard Poincaré
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter