- Farafangana : afaka mandray anjara amin’ny fampiroboroboana ny toe-karena any amin’ny faritra Atsimo Andrefana ireo vehivavy
- Mahajanga : omena fiofanana momba ny fambolena sy ny fampiroborobona ny tontolo ambanivohitra ireo tanora tra-pahasembanana sy marefo
- Vakinankaratra : manolotra fotodrafitr’asa maro samihafa toy ny sekoly, ny VOI Tamia, tamin’ny alalan’ny loka azon’izy ireo nandritra ny Prix Equateur 2020
- VOI avy amin’ny faritra 7 no nahazo fiofanana mikasika ny zo sy andraikitry ny VOI sy ny fokonolona
Â
- Farafangana : vers une participation des femmes à la vie économique
- Mahajanga : une formation sur l’agriculture et le développement du monde rural pour les personnes vulnérables et atteintes de handicap
- Vakinankaratra : le VOI Tamia a fait don d’infrastructures via la réception du Prix Equateur
- Des VOI venant de 7 régions ont effectué des formations sur le droit et responsabilité des VOI et du fokonolona