- Boeny : ny mpifindra monina noho ny fiovahovan’ny toetry ny andro no voatonona miteraka ny fahamaizan’Ankarafantsika, hoy ny Minisitry ny tontolo iainana
- Vatovavy : nidina tany an-toerana ny minisitry ny Atitany sy ny fitsinjaram-pahefana amin’ny fiomananana hananganana ny prefektiora sy ny sampandraharahan’ny firenena amin’ny maha faritra vaovao azy
- Toliara : nisantatra ny fampiofanana mpampianatra 43.000 manerana ny nosy ny minisiteran’ny fanabeazam-pirenena
- Antsirabe II : nanomboka ny 13 septambra lasa teo ny fandoavana ny tambi-karaman’ny sefo-pokotany tsy voaloha tao anatin’ny 15 volana
- Boeny : les migrants du changement climatique pointés du doigt pour les incendies d'Ankarafantsika, selon le ministre de l'Environnement
- Vatovavy : mise en place de la préfecture et d’autres services de décentralisation locale en tant que nouvelle région
- Tuléar : lancement officiel de la formation de 43.000 enseignants à travers l'île par le ministère de l’Education nationale
- Antsirabe II : paiement de 15 mois de salaire des chefs fokontany depuis hier