©Ministeran'ny Fampiroboroboan'ny Indostria sy ny Varotra ary ny Fanjifana Le prix plancher de la vanille à l’exportation est fixé à 250 euros le kilo.
mercredi 15 septembre 2021
- Antsiranana : misokatra androany ny fanondranana vokatra lavanila any ivelany
- Anosy : hananganana toerana indostrialy mivelatra amin’ny 15Ha hanodinana ny vokatra ao an-toerana
- Analamanga, Atsimo Andrefana, Boeny, Atsinanana, Diana: hanome tohana ara-bola mpampianatra FRAM miisa 53.000 ny ministeran’ny fanambeazam-pirenena
- Antananarivo: drakaka 433 kilao tsy ara-dalana no saron’ny foibe manaramaso ny jono tao anatin’ny roa andro tao amin’ny Gara Maki Andohatapenaka
- Antsiranana : ouverture de la campagne d’exportation de vanille ce mercredi 15 septembre
- Anosy : annonce de la construction d’un parc industriel de 15Ha pour transformer les produits locaux
- Analamanga, Sud-ouest, Boeny, Atsinanana, Diana : le ministère de l'Éducation apportera un soutien financier unique à 53.000 enseignants FRAM
- Antananarivo : 433 kilos de crabes illégaux découverts par le centre de surveillance de pêche en deux jours à la Gare Maki Andohatapenaka