©Toky Harinala Razafindrakoto Une voiture brûlée lors de la manifestation du personnel administratif devant l’université de Fianarantsoa.
vendredi 17 septembre 2021
- Fianarantsoa : manome 24 ora ny fitondram-panjakana ny mpandraharahan’ny oniversiten’ny Fianarantsoa hamahana ny olan’ny tsy fandoavana ny « indemnité de technicité »
- Antsirabe II : kara-tany 22.000 no nozarain’ny ministeran’ny fanajariana ny tany sy ny tetikasa CASEF
- Menabe : hafindra amina toeram-piariahana maintso hahafahana mihary amin’ny fambolena ny mpifindra monina ao amin’ny faritra arovana Menabe Antimena
- Minisiteran’ny Asa : birao iray isaky ny faritra no hatsangana manerana ny nosy, 9 no efa andalam-pahavitana
- Fianarantsoa : ultimatum de 24 heures donné par le personnel administratif de l’université de Fianarantsoa pour leur revendication du paiement des indemnités de technicité
- Antsirabe II : 22.000 cartes foncières distribuées par le Ministre de l’aménagement du territoire avec le projet CASEF
- Menabe : les immigrants de l’air protégée Menabe Antimena seront relocalisés dans un projet d’espace vert
- Ministère du Travail : vers l’établissement d’un bureau dans chaque région