COVID-19 : Tous ensemble face au virus

JournauxJournaux des regions / Vaovaom-Paritra

©Rajoelimbololona Maryo Sebastieni
Le kilo de la vanille verte se solde actuellement à 75.000 ariary.

Journal des régions du 2 novembre 2021

- Faritra Sava : voatazona ho 75.000 ariary no hividianana ny iray kilao amin’ny lavanila maitso eny amin’ireo mpamboly

- Antsiranana : iray amin’ireo distrika 13 vitsy trangana tazomoka indrindra eto amin’ny nosy

- Distrikan’ny Mitsinjo - faritra Boeny : manomana foara ara-toekarena ny 4 sy 5 novambra izao

- Ambohidratrimo sy Ambohimiadana : novatsiana boky torolalana momban’ny fambolena sy fananganana orinasa ireo tantsaha


Studio Sifaka · 2021-11-02 NY VAOVAOMPARITRA

- Sava: le prix de la vanille verte maintenu à 75.000 ar le kilo auprès des agriculteurs locaux

- Antsiranana figure parmi les 13 districts les moins touchés par le paludisme dans la Grande île

- Mitsinjo-région Boeny : le district se mobilise pour une foire économique pour ce 4 et 5 Novembre

- Les agriculteurs à Ambohidratrimo et Ambohimiadana dotés de livres contenant des instructions agricoles et des techniques d’élaboration d’entreprise

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter